Tsy Adala Aho
AmbondronaVersion1
90
Chords in this song
Strum
D-DU-UDU
Sao heverinao ho adala aza aho
Leo miandry anao
Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
Ilay fitiavako taloha.
(in-2)
Izany foana ve no hiainako
Rehefa eo ianao ?
Sao kosa ary neninao
Ny nahita ahy ?
Tsia sanatria ny lany manja
Izay niarahana hatrizay
Tofoka loatra aho, leo anao
Ka ny miala sisa no azo atao
Izany foana ve ny hiainako
Rehefa eo ianao ?
Sao kosa ary neninao
Ny nahita ahy ?
Tsy zakanao
Raha miresaka ny ataonao
Ka aleo hijanona eo
F'izay vita aleo hivalona ho tantara
Manavao indray no mety
Izany foana ve ny iainako
Rehefa eo ianao ?
Sao kosa ary neninao
Ny nahita ahy ?
Rehefa eo ianao...
Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ?
Sao heverinao ho adala aza aho ?
Source: Songsterr · Rights holder? Request removal.
Readable chord sheet for Tsy Adala Aho by Ambondrona
[G] [Am] [C] [Am] [G]Sao heverinao ho adala aza [Am]aho [C]Leo miandry anao [Am] [G]Toa tsy hohaiko intsony ny mitana [Am] [C]Ilay fitiavako taloha[Am]. (in-2) [G]Izany foana ve no hiainako [Am] [C]Rehefa eo ianao[Am] ? [G]Sao kosa ary neninao[Am] [C]Ny nahita ahy ?[Em] Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? [G]Ts[Am]y z[C]ak[Am]anao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? Sao heverinao ho adala aza aho ?